- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Ghana : Vahaolana hoan'ny fifamoivoizana any Akra

Sokajy: Ghana, Tontolo_iainana

Raha isan'ireo mihevitra ianao fa maro loatra ireo fifamoivoizana any Akra [Accra, renivohitr'i Ghana], ny mpiblaogy Emannuel Bensah dia manolotra ny heviny [1] :

« Let's use the bicycle! »

« Andeha indray hampiasa bisikleta ! »

Ndesanjo Macha [2]