- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Afrika : Ny hantsan'ny tambanjotra miridiridy

Sokajy: Kenyà, Teknolojia

Ny blaogy Bankelele any Kenya dia mitatitra ny fahasahiranany eo amin'ny fampiasana aterineto nohon'ny « hantsan'ny tambanjotra miridiridy » [1] :

« Also as more and more local video content and jazzed up websites, go up online, it is unfortunately still not possible to for many intended viewers to access the content watch. Or even bother to try until speeds are fast enough. »

« Fanampin'izany, mihamaro tsy an-kijanona ireo sarimihetsika avy eo an-toerana izay mandravaka ireo tranokala, mampalahelo anefa fa tsy afaka ny mijery ireny akory ny mpampiasa maro. Na tsy mitsahatra miverimberina manandrana ambara-paha-ampy ny hafaingan'ny tambanjotra. »

Ndesanjo Macha [2]