- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Afrika Atsimo : Hevitra tsara ve ny e-varotra ?

Sokajy: Afrika Atsimo, Teknolojia, Toekarena sy Fandraharahàna

Ny mpiblaogy Ramon Thomas dia matoky fa misy fanantenana ny hoavin'ny e-varotra any Afrika Atsimo [1] :

« And even through less than 10% of South Africans have Internet access that is going to change with huge investment in infrastructure for the 2010 Worldcup. Don’t wait any longer, get broadband, get a website and start thinking of what information or products you can sell to that 1.1 billion Internet users worldwide.»

« Ary na dia mbola latsaky ny 10% ny tahan'ireo mponina any Afrika Atsimo manana ny aterineto, tsy maintsy hiova izany vokatr'ireo famatsiana goavana hoamin'ny fanomanana ny lalao famaranana fiadiana tompon-daka eran-tany amin'ny taranja baolina kitra, taona 2010. Aza mangatak'andro ela intsony, ampidiro ny tambajotra miridiridy, forony ny vohikala dia saintsaino dieny izao izay mety ho hevitra na zavatra azonao amidy amin'ireo mpampiasa aterino miisa 1.1 lavitrisa manerana izao tontntolo izao. »

Ndesanjo Macha [2]