- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Oganda : Fahalalahana ara-gajety inona ?

Sokajy: Oganda, Fahalalahàna miteny, Media sy Fanoratan-gazety

Ny mpiblaogy Scarlett Lion avy any Oganda dia maneso raha miresaka momba ny fahalalahana ara-gajety any aminy [1] izay nivoatra ny filaharany iraisam-pirenena :

« While it appears that Uganda has improved in Press Freedom Rankings from 116 to 96 (a big jump), things are without problems in the Ugandan media. »

« Hita fa nihatsara avy amin'ny 116 ho amin'ny 96 (dingana lehibe) ny filaharan'i Oganda amin'ny fahalalahana ara-gajety, tsy misy olana ny mikasika ireo fampahalalam-baovao any Oganda. »

Ndesanjo Macha [2]