- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Syria : Famehezam-bava eto amin'ny sehatra Aterineto

Sokajy: Syria, Fahalalahàna miteny, Hafanàm-po nomerika

Ny mpibloagy Golaniya dia mitatitra izay famehezam-bava eto amin'ny sehatra Aterineto [1] [Anglisy] miseho any Syria.

Two cyber activists were detained for posting online comments that were disfavored by our Syrian government. The report also talked about a case in which the government detained a third Syrian citizen for posting comments opposing KSA. the Syrian Military Intelligence detained him for “breaking ties” with an ally.

Mpiblaogy roa no notazonin'ny manampahefana taorian'ny nametrahany hafatra izay mitsikera ny governemantanay aty Syria. Misy koa milaza fa misy teratany Syriana fahatelo izay voatazona taorian'ny nametrahany hafatra izay manohitra ny KSA. Ka ny heloka « fikahoan-doha » miaraka amin'ny hery hafa ivelan'ny firenena no itazonan'ny sampan-draharahan'ny tafika Syriana izay misahana ny fitsikilovana azy.

Amira Al Hussaini [2]