- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Tonizìa : Saintsaina mikasika ny tontolo iainana

Sokajy: Tonizia, Tontolo_iainana

Ny blaogy AquaCool avy any Tonizìa dia mizara amintsika izay mba saintsainy mikasika ny tontolo iainany [1] [Anglisy].

[…] 3 years ago, I looked really stupid when I used to separate my plastic waste from the rest of my garbage, since there were no recycling services provided to the public. Now the project [2]that started 2 years ago as a contest to spread awareness has turned out to be a big success and there are plastic-waste containers almost everywhere now for the public to comfortably fill with plastic wast.

[…] Telo taona lasa, ohatry ny vendrana aho rehefa mampisaraka izay fako plastika-ko amin'ny fako hafa, satria tsy misy akory sampan-draharaha izay miandraikitra ny fanodinana ireo plastika ireo ho fampiasa indray. Ny tetik'asa [2] izay nanomboka toy ny endriky ny fifaninanana hampifoha kokoa ny toe-tsain'ny mponina, roa taona lasa izay dia tena lavorary ka ahitana fanariam-pako azahoan'ny olona anariana plastika ombieny ombieny ankehitriny.

Amira Al Hussaini [3]