Ny blaogy Itching for Eestimaa dia manolotra fanazavana [Anglisy] momba ny famoronana anaram-bosotra izay sintonina avy amin'ny anarana ihany any Estonia.
When forming nicknames in Estonia, usually they chop the front half of your name off and at ‘s’ to the end. ‘Peeter’ becomes ‘Pets’, ‘Toivo’ becomes ‘Toits’, even ‘Epp’ can become ‘Eps’. Then there are those more outrageous derivations. ‘Andres’ gets shortened to ‘Ats’, and, somehow, they make ‘Sass’ out of Aleksander.
Rehefa hamorona anaram-bosotra any Estonìa, matetika [fanafohezana ny fanampin'anarana] dia ny tapany voalohany amin'ny fanampin'anaranao ihany no faranany amin'ny « s ». Izany hoe i « Peeter » lasa « Pets », i « Toivo » manjary « Toits », ary na dia i « Epp » aza [izay fanampin'anarana efa azo lazaina hoe teny fohy] dia afaka mivadika ho « Eps ». Misy aza ireo fanafohezana izay tena tsy mifanaraka mihitsy. I « Andres » ovaina ho « Ats » ary torak'izany koa ny azahoany an'i « Sass » avy amin'i « Aleksander ».
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...