Tantara tamin'ny 20 Oktobra 2007
Malayzìa : Toerana tena tranainy any akaikin'i Penang
Ny blaogy South East Asian Archeology dia mitarika antsika hitsidika toerana iray ao akaikin'i Penang any Malazìa izay mbola tranainy koa aza noho ireo tempolin'i Angkor izay tena fanta-daza any...
Syria : Famehezam-bava eto amin'ny sehatra Aterineto
Ny mpibloagy Golaniya dia mitatitra izay famehezam-bava eto amin'ny sehatra Aterineto [Anglisy] miseho any Syria. Two cyber activists were detained for posting online comments that were disfavored by our Syrian...
Tonizìa : Saintsaina mikasika ny tontolo iainana
Ny blaogy AquaCool avy any Tonizìa dia mizara amintsika izay mba saintsainy mikasika ny tontolo iainany [Anglisy]. […] 3 years ago, I looked really stupid when I used to separate...
Estonìa : Anaram-bosotra
Ny blaogy Itching for Eestimaa dia manolotra fanazavana [Anglisy] momba ny famoronana anaram-bosotra izay sintonina avy amin'ny anarana ihany any Estonia. When forming nicknames in Estonia, usually they chop the...
Pakistana: Bilaogy itazonana
Mialoha ny zava-drehetra dia tsy maintsy amin’ny alalan’ny fialan-tsiny aminareo mpamaky ny Global Voices no hanoratako ity lahatsoratra ity hatramin’izay nanjavonako nandritra ny volana maro izay. Indrisy manko fa tsy...