- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Shina : Manoina ireo mpiblaogy taorian'ny fanakanana an'i Youtube

Sokajy: Shina, FahalalahĂ na miteny, Teknolojia

Ny mpiblaogy Kenneth Tan dia nanambatra ao amin'ny blaogy Shangaiist [Anglisy] izay mety ho lahantsoratry ny mpiblaogy naterak'ity fanakanana an'i Youtube any Shina ity [1].

[Ity dia mbola tohin’ilay lahantsoratra efa notaterina teto ihany : Youtube voasakana [2]]

Oiwan Lam [3]