- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Japàna : Fiteny sy vakoka

Sokajy: Japana, Fiteny, Zavakanto & Kolontsaina

Mety tena afaka mianatra tenim-bahiny sady mijanona tsy mahalala n'inoninona akory momba ny vakoka manodidina izany fiteny izany ve ? [1] Mahaliana ny adihevitra nateraky ny lohahevitry ny mpiblaogy Ampontan [Anglisy].

Oiwan Lam [2]