- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Trinite sy Tôbagô : Fetin'ny indizeny

Sokajy: Hafanàm-po nomerika, Mozika, Teratany, Zavakanto & Kolontsaina

Ny blaogy Now is Wow [1] [Anglisy] dia mitantara ny fetin'ny indizeny [mponina efa teo hatrizay] avy any Trinite izay natrehiny.

Janine Mendes-Franco [2]