Tantara tamin'ny 17 Oktobra 2007
Blog Action Day: Feon'i Afrika sy ny diaspaora
Anio dia lohahevitra tokana no hobanjinin’ny mpibilaogy maro dia ny tontolo iainana. Nandray anjara betsaka tamin’ny alalan’ny endrika sy fomba fanoratra samihafa ireo mpibilaogy avy eto Afrika sy avy any...
Oganda : Tany « tondra-dronono sy tantely » ve i Oganda ?
Mametraka fanontaniana ny blaogy Basawad raha i Oganda no ilay tany « tondra-dronono sy tantely » ? : « Uganda is indeed the land of plenty of food and water....
Nizeria : Ny mpanondro ny toetr'andron'ny fitantanana an'i Nizeria
Tohanan'ny blaogy Grandiose Parlor fa nohon'ny ny maha-ambany loatra ny fomba fitantanana any Nizeria, dia toy ny efa tsy mandeha intsony fa simba tanteraka ny mpanondro ny toetr'andron'ny fitantanana an'i...
Borkina Fasô : Angano momba ny fankalazana tsingerin-taona roa
Ny mpanoratra ny blaogy Africa Flak izay mipetraka any Borkina Fasô dia mitatitra angano momba ny fankalazana tsingerin-taona roa : « No matter how Compaore celebrated, the 20th anniversary was...
Bôtsoana : Fiainana andavan'andro any amin'ny tanànan'i Nata
Ny blaogin'ny tanàna Nata na Nata village blog avy any Bôtsoana dia mitantara ny fiainana andavan'andron'ny mponina ao aminy : « While most people in the developed world buy their...