- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Kôlômbia : Fampanantenan'ny kandidà ho ben'ny tanàna

Sokajy: Amerika Latina, Kolombia, Fanabeazana, Fifidianana, Tanora

Ny mpiblaogy Velvet ao amin'ny PISO TR3S [Espagnôla] dia mitantara ny [1]kandidà ho ben'ny tanàna any Medellina iray, izay mampanantena aterineto malalaka sy maimaim-poana hoan'ny rehetra sy solosaina iray isaky ny ankizy raha izy no voafidy ho ben'ny tanàna [1].

Eduardo Avila [2]