- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Albania : Miverina mifoka sigara sahady indray

Sokajy: Albania, Fahasalamàna, Lalàna, Zavakanto & Kolontsaina

Ny mpiblaogy Albanian Blogger dia mitatitra [1] fa tsy misy mpandala sahady intsony ilay lalàna mandrara ny fifohana sigara any Albania vao napetraka tsy ela.

Veronica Khokhlova [2]