- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Afrika Atsimo : Ny Anglisy no tanjona manaraka !

Sokajy: Afrika Atsimo, Fanatanjahantena

Taorian'ny fandresen'i Afrika Atsimo an'i Arzantina tamin'ny lalao manasa-dàlana ho amin'ny fiadiana ny ho tompon-daka eran-tanin'ny taranja baolina lavalava [rugby] dia nanambara ny mpiblaogy Lux Mantambo [1]: « tsy tena nahafa-po, tsy lalao toy ireny no nandrasanay, anefa tafakatra ny ekipa Sprinboks ary namandrika ny toerany amin'ny lalao famaranana. Ny Anglisy no tanjona manaraka ! »

Ndesanjo Macha [2]