- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

St. Vincent sy ireo Grenadina : Manompo vahoaka ?

Sokajy: Karaiba, St. Vincent & the Grenadines, Hevitra, Politika

Manontany tena ny mpiblaogy Abeni [1] raha « mba hitombo fahendrena amin'izay ireo mpanao pôlitika ka hahatsiaro tena ny maha-mpanompon'ny vahoaka azy ireo ? » [Anglisy] raha mitantara ny fialantsinin'ireo Ministra taorian'ireo raharaha roa izay nahitana fanararaotam-pahefana ampahibemaso nataon'izy ireo.