- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Senegaly : Lakana-Taxi any Dakar ?

Sokajy: Senegal, Hehy

Ny blaogy Politique au Senegal dia manolotra ny anjara birikiny miendrika soso-kevitra [1] [Frantsay] tamin'ny fandrenesany fa hiforona any Dakar ny Lakana-Taxi :

« Parait qu'on va avoir des bateaux taxis à Dakar … Faut d'ailleurs noter que l'on possède déjà quelques éléments : les canaux et l'eau sale. Comme à Venise… Le plus compliqué ce sera le personnel … »

« Henoko fa hisy Lakana-taxi any Dakar … Tsara sahady ny manamarika fa efa ananantsika ny zavatra ilaina toy : ireo tatatra [hifamoivoizana] sy ny rano maloto [ao aminy]. Mitovy amin'ny any Venizy … Ny ho tena sarotra izao dia ny fitadiavana izay ho mpiasa … »

Jennifer Brea [2]