- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Iran : « Ary lasa aiza i Iran ao amin'i Yahoo ? »

Sokajy: Iràna, Fifandraisana iraisam-pirenena, Hafanàm-po nomerika, Media sy Fanoratan-gazety

Ny mpiblaogy Kourosh Ziabari izay monina any Iran dia mitantara [1] [Farsi] fa raha nanam-paniriana ny hisoratra anarana toy ny mpampiasa vaovao ny imailaky Yahoo [2] izy dia tsy hitany tao anatin'ireo lisitry ny anaram-pirenena i Iran. Tsy fantany izay antony anavahana an'i Iran amin'ireo firenena rehetra toy izao.

Hamid Tehrani [3]