- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Borkina Fasô : Borkina Fasô kinga kokoa noho ny Neo-Zealandey amin'ny taranja baolina lavalava !

Sokajy: Borkina Faso, Fanatanjahantena, Hehy

Mba fantatrao moa fa lalao iray ihany no mba hany naharesy ny ekipam-pirenen'i Borkina Fasô amin'ny taranja baolina lavalava [rugby] ? [1] [Anglisy] « Ary satria toa somebisebin'ny lalao famaranana ny fiadiana ho tompon-daka erantany amin'ny taranja baolina lavalava ny rehetra, dia angamba mety ho liana ianao ny hahalala bebe kokoa momba ny ekipam-pirenenan'i Borkina Fasô. »

Ndesanjo Macha [2]