- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Japàna : Fiarakodia mampanofinofy any amin'ny Tokyo Motor Show 2007

Sokajy: Japana, Teknolojia, Toekarena sy Fandraharahàna

I Edo izay mpiblaogy ao amin'ny Pink Tentacle [Anglisy] dia nampiraty ny sarin'ireo sangany amin'ireo tetik'asa-na fiarakodia izay aseho imasom-bahoaka voalohany [1] amin'ilay fampiratiana fiara « Tokyo Motor Show 2007 » [26 Oktobra ka hatramin'ny 11 Novambra].

Oiwan Lam [2]