Japàna : Mofo am-by-fotsy

I Lee dia manoratra ao amin'ny blaogy Tokyo Times [Anglisy] lahantsoratra mikasika itony mofo anaty boaty vy-fotsy amidin'itony fivarotana mivarotra hoazy [tsy misy mpivarotra] any Japàna itony.

Oiwan Lam

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.