- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Jamaìka : Tsy mba fantatra izay tena rain'ny zaza

Sokajy: Karaiba, Jamaika, Siansa, Vaovao Mafana

Jamaica and the World [Anglisy] dia nanoina ny fandrenesany ilay vaovao tsy nampoizina momba ny fitiliana izay tena « rain-jaza » notanterahina tany Jamaìka [1]: ny vokatra mantsy dia nampiharihary fa ny ampahatelon'ireo lehilahy nanao ny fitiliana dia tsy rain'ireo zaza araka ny fiheverany azy.

Nicholas Laughlin [2]