Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Jamaìka : Tsy mba fantatra izay tena rain'ny zaza

Jamaica and the World [Anglisy] dia nanoina ny fandrenesany ilay vaovao tsy nampoizina momba ny fitiliana izay tena « rain-jaza » notanterahina tany Jamaìka: ny vokatra mantsy dia nampiharihary fa ny ampahatelon'ireo lehilahy nanao ny fitiliana dia tsy rain'ireo zaza araka ny fiheverany azy.

Nicholas Laughlin

2 hevitra

  • Gravebe ! Misaotra Tomavana mazoto mandika teny an.

  • F’angaha moa ny atao hoe rain-jaza tsy fifandraibonan-javatra maro toy ny fameloman’aina sy fitaizana ary fitsinjovana sns e ? Fa tsy resaka fitiliana ihany 😉 Tsy misy fisaorana e !

Hiresaka koa

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.