- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Nizeria : Manalasarona an'i Lagos

Sokajy: Nizeria, Tanora, Toekarena sy Fandraharahàna

Manalasarona an'i Lagos [1] i My Pen and My Paper [Anglisy] : « Raha ambara fohy, iza moa ireo okada man. :
1) Ny okada man dia tovolahy Nizeriana, tsy an'asa, izay mitatitra mpandeha tsy mandeha lavitra, amin'ny môtô no antom-pivelomany »

Ndesanjo Macha [2]