Tantara tamin'ny 09 Oktobra 2007
Ireo Hevitra niposaka nanerana izao tontolo izao tamin'ny famoahana ny fanambaran'ny firenena mikambana ny zon'ny vahoaka indizeny.
Ny vahoaka Indizeny, miisa 370.000.000 manerantany, no mora andairam-pahavoazana sy voatositosiky ny hafa indrindra.[Raha ny eto Madagasikara no resahina dia tafiditra ao anatin’ity sokajy ity ny Mikea any atsimo andrefana...
Kôngô (RDK) : Tsy iny lozam-piaramanidina tany Kinshasa iny no « ho farany »
Du Cabiau à Kinshasa, dia blaogina Belza monina any Kôngô (RDK) ary toy izao no zavatra notateriny momba ilay lozam-piaramanidinina izay vao nitranga tamin'iny herinandro lasa teo iny tany Kimbanseke, izay kartie isan'ny mahantra...