Tantara tamin'ny 08 Oktobra 2007
Kôlômbia : Natolotra ny blaogy mitantara ny seraseram-barotra amin'ny alalan'ny hatsikana ny loka voalohany
Natolotry ny CCIT (Cámara Colombiana de Informática y Telecomunicaciones | Colombian Chamber of Telecommunications and Information Technology) izay ivondronan'ireo orinasa misahana ny serasera infôrmatika sy ny fifandraisan-davitra any Kôlômbia hoa an'i Se nos cayó el sistema [Espagnôla] ny maripankahasitrahana loka voalohany hoan'izay Blaogy Mahafapo Indrindra tamin'ny taona 2007, resaka seraseram-barotra...
Myanmar : Miverina miandalana ny aterineto
Miverina mandeha miandalana ny aterineto any Myanmar araky ny nambaran'i Nyein Chan Yar tao amin'ny blaoginy [Anglisy sy Birmana], mandritra ny 6 ora amin'ny alina. Na dia izany aza, ireo adiresy sasany toa ireo izay ampiantranoan'i blogger.com (blogspot) dia mbola tapaka ihany. I Prachatai kosa dia manaparitaka amin'ny alalan'ny blaoginy...
Korea: Raha nihaona ny mpitondran'i Korea Atsimo sy Avaratra
Inona moa ny dikan’ny fihaonana faharoa eo amin’ny mpitondra Koreana Tatsimo sy Tavaratra? Lohahevitra roa no banjinina. Ny voalohany dia ny tsy fitovian-kevitra eo amin’ny Mpiserasera sy ny haino aman-jerim-pirenena. Ny lohahevitra faharoa kosa dia ny dika politika sy toe-karena ao amin’io fihaonana io. Tsy vitsy ny mpibilaogy no manohitra...