- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Iran : Ny Ampitson'ny “zera-baomba” kasaina atao amin'Iran

Sokajy: Lahatsoratra Malaza, Lahatsoratra voalohany!, Iray volana, Lahatsoratra roa, Telo volana, Lahatsoratra dimy, Enimbolana, Lahatsoratra folo, Herintaona, Roa taona, Lahatsoratra dimy amby roapolo, Lahatsoratra dimampolo, Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana, Amerika Avaratra, Etazonia, Iràka, Iràna, Ady & Fifandirana, Fifandraisana iraisam-pirenena, Fitantanam-pitondrana, Politika

Hoy ny mpiblaogy Chris Weignat [1] ao amin'ny blaoginy:

enough attention is not being paid to what happens after we rain death from the skies down on Iran. Which is a shame, because that's what we ignored during the ramp-up to war with Iraq.

“Tsy ampy mihitsy ny fisainana sy fieritreretana momba ny mety hitranga aorian'ny famonon'olona vary raraka vokatrin'ny zera-baomba toy ny oram-baratra kasaina atao eo amin'ny IRAN. Henatra sy heloka bevava izany, satria efa izany no nodiantsika tsy hita tamin'ny fanafihana lavareny tany IRAQ.”