- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Myanmar: Mifampitifitra ny miaramila

Sokajy: Lahatsoratra Malaza, Iray volana, Lahatsoratra voalohany!, Lahatsoratra roa, Telo volana, Lahatsoratra dimy, Enimbolana, Lahatsoratra folo, Herintaona, Roa taona, Lahatsoratra dimy amby roapolo, Lahatsoratra dimampolo, Dimy taona, Lahatsoratra dimy amby fitopolo, Lahatsoratra zato, Myanmar (Birmania), Ady & Fifandirana, Vaovao Mafana

Nametraka rohy milaza ny vaovao avy any Myanmar i Yangon Thu (avy tamin'i Mizimma [1] ao Birmanie na Myanmar ihany) fa misy mifampitifitra ny samy ao amin'ny tafika [2]. Voalaza koa fa misy andia-tafika avy ao afovoan'i Myanmar sy avy any atsimo atsinanana no mizotra ho any Rangoon renivohitra. Mihabetsaka ny tsaho milaza fa efa misy fisamatsamahana ao amin'ny tafika Birmana ao ary misy Jeneraly mifanandrina amin'izany.

Preetam Rai [3]