- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Ukraine : Fifidianana ao amin’ny Nosin’ny Menarana

Sokajy: Lahatsoratra Malaza, Iray volana, Lahatsoratra voalohany!, Lahatsoratra roa, Telo volana, Lahatsoratra dimy, Enimbolana, Lahatsoratra folo, Herintaona, Roa taona, Lahatsoratra dimy amby roapolo, Lahatsoratra dimampolo, Dimy taona, Lahatsoratra dimy amby fitopolo, Lahatsoratra zato, Folo taona, Lahatsoratra roanjato, Lahatsoratra telonjato, Lahatsoratra efajato, Lahatsoratra dimanjato, Lahatsoratra dimampolo sy fitonjato, Lahatsoratra arivo, Fifandraisana iraisam-pirenena, Fifidianana, Fitantanam-pitondrana, Lalàna, Politika

Ny Ukraine List dia hanaramaso ny fifidianana solombavambahoaka [1] hatao ny 30 septambra ho avy izao ao amin’ny nosin’ny Menarana izay ahitana mponina 50 ka hatramin’ny 100, araka ny fomba fanisana azy sy ny faharetany ao. Ny nosin’ny Menarana, ao amin’ny ranomasina Mainty, no ivon’ny fifanolanan’i Ukraine sy Roumanie izay samy milaza ho tompony.

Veronica Khokhlova [2]