- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Sina : Toeram-pitrandrahana Saribao Ankalamanjana

Sokajy: Lahatsoratra Malaza, Iray volana, Lahatsoratra voalohany!, Lahatsoratra roa, Telo volana, Lahatsoratra dimy, Enimbolana, Lahatsoratra folo, Herintaona, Roa taona, Lahatsoratra dimy amby roapolo, Lahatsoratra dimampolo, Dimy taona, Lahatsoratra dimy amby fitopolo, Lahatsoratra zato, Lahatsoratra roanjato, Lahatsoratra telonjato, Lahatsoratra efajato, Lahatsoratra dimanjato, Lahatsoratra dimampolo sy fitonjato, Shina, Fampandrosoana, Tontolo_iainana

Ny Bilaogin'i Tempoly Tigra, dia namoaka fanadihadihana mikasika ny toeram-pitrandrahana saribao an-kalamanjana ao Shanbei. Ireo lavaka nateraky fitrandrahana dia nanova tanteraka ny endrik'ilay toerana [1]. Ny tatitra dia amin'ny teny sinoa, saingy mirakitra sary maro samihafa mety hahaliana anao.

Oiwan Lam [2]