- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Trinitée sy Tobago : Nihaona tamin'ny aterineto ireo mpanohitra ny fanempoana viraty

Sokajy: Lahatsoratra Malaza, Lahatsoratra voalohany!, Iray volana, Lahatsoratra roa, Telo volana, Lahatsoratra dimy, Enimbolana, Lahatsoratra folo, Herintaona, Roa taona, Lahatsoratra dimy amby roapolo, Lahatsoratra dimampolo, Dimy taona, Lahatsoratra dimy amby fitopolo, Karaiba, Trinite sy Tobago, Mediam-bahoaka, Tontolo_iainana

Atillah Springer dia mpanao gazety, mpitolona ary mpibilaogi [1]n'ny Trinité sy Tobago [2].Mpikambana ao amin'ny fihetsiketseham-panoherana [3] iray ho fiarovana ny tontolo iainana ihany koa izy izay naharoaka tamin'ity taona ity ny ngezalahy amin'ny fitrandrahana viraty Alcoa [4] hiala an'i Trinité.Mihevitra ny hamoha fanempoana viraty iray ao amin'ny faritra ambanivohitry Trinitad ny tarika amin'ny alalan'ny zavatra tena mampiahiahy [5].Ao anatin'ity podocast ity dia hiresaka amin'i Attilah aho momba ny fampiasan'ny antoko mpanohitra ny aterineto mba ampifandrindrana ny asany.

 Georgia Popplewell [6]