25 Septambra 2007

Tantara tamin'ny 25 Septambra 2007

Trinitée sy Tobago : Nihaona tamin'ny aterineto ireo mpanohitra ny fanempoana viraty

  25 Septambra 2007

Atillah Springer dia mpanao gazety, mpitolona ary mpibilaogin'ny Trinité sy Tobago.Mpikambana ao amin'ny fihetsiketseham-panoherana iray ho fiarovana ny tontolo iainana ihany koa izy izay naharoaka tamin'ity taona ity ny ngezalahy amin'ny fitrandrahana viraty Alcoa hiala an'i Trinité.Mihevitra ny hamoha fanempoana viraty iray ao amin'ny faritra ambanivohitry Trinitad ny tarika amin'ny alalan'ny zavatra tena...

Mibilaogy ny fifidianana any Kenya ny gazety malaza any

  25 Septambra 2007

Nanokatra sehatra vaovao, amin’ny aterineto, hisahana manokana ny momba ny fifidianana atao any aminy ny gazety lehibe indrindra misy any Kenya Daily Nation. Sehatra mivoatra ka  ny zava-dehibe malaza mitranga, ny lahatsoratry ny mpibilaogy ary ny lohateny sy fehitsoratry ny haino aman-jery no ho hita ao.  Asaina hilaza ny heviny...