- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Ny fandrakofan'ny Zanabolana an'i Afrika

Sokajy: Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana, Afrika Mainty

Tsikaritry White African [1] ny sarintanin’ny fandrakofan’ny zanabolana an’I Afrika: “Tao amin’ny Africa in the Acacia Atlas -2005 ity sarintany ity izay vokatry ny International Research Development Center (IDRC). Mahaliana dia mahaliana tokoa ity sarintany ity fa milaza zavatra maro dia maro mikasika ny fifandraisan’i Afrika amin’ny zanabolana, ny aterineto ary amin’ny finday [anisan’ny hita ao ny an’ny Malagasy rey olona a !] koa mazotoa mijery. » 

Ndesanjo Macha [2]