Ny fandrakofan'ny Zanabolana an'i Afrika

Tsikaritry White African ny sarintanin’ny fandrakofan’ny zanabolana an’I Afrika: “Tao amin’ny Africa in the Acacia Atlas -2005 ity sarintany ity izay vokatry ny International Research Development Center (IDRC). Mahaliana dia mahaliana tokoa ity sarintany ity fa milaza zavatra maro dia maro mikasika ny fifandraisan’i Afrika amin’ny zanabolana, ny aterineto ary amin’ny finday [anisan’ny hita ao ny an’ny Malagasy rey olona a !] koa mazotoa mijery. » 

Ndesanjo Macha

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.