- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Kôngô (RDK) : Ny tsy fisian'ny boky vaovao nosoratan'ny mpanoratra mainty hoditra amin'ny teny frantsay

Sokajy: Afrika Mainty, R.D. Kongo, Haisoratra

Mitaraina sy mahonena i Alain Mabanckou fa tsy namoaka boky vaovao amin'ny teny frantsay [1]ny mpanoratra mainty hoditra tamin'ity taom-panoratana ity. Soa ihany, ary ifaliana izany, fa misy ho vakiana ny bokin'ny namantsika Maorisianina Ananda Devi, nanoratra ny “Indian tango” (gallimard) sy i Natacha Appanah, Maorisianina ihany koa, nanoratra ny “Le dernier frere” (L'Olivier).