- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Afrika: Ny mahasarotra an'ny resaka ONG

Sokajy: Lahatsoratra Malaza, Lahatsoratra voalohany!, Iray volana, Lahatsoratra roa, Telo volana, Enimbolana, Herintaona, Roa taona, Dimy taona, Folo taona, Amerika Avaratra, Etazonia, Fiteny, Toekarena sy Fandraharahàna

Manoratra momba ny Kamusi Project i Ethan [1] :

“Evidently, Kamusi has had a conflict with Yale, which hosted the project. According to the Kamusi website, the project “has been ordered to remove all links to the sites that the project has relied on to raise revenue for project maintenance and improvement.”

Mazava fa tsy nifanaraka i Kamusi sy i Yale, izay mampiatrano ilay lahatra asa. Araky ny lazain'ny takelaka Kamusi, dia “nasaina nesorin’ ny rehetra izay tsindry mitondra any amin'ny takelaka nianteheran'ny lahatra asa hahazoana vola mba hitohizan'ny asa sy hanamboarana azy.

Ndesanjo Macha