- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Madagasikara: Niverina i Rossy

Sokajy: Frantsa, Madagasikara, Fifidianana, Mozika, Politika, Zavakanto & Kolontsaina

Niverina i Rossy [1]
Manoratra i Harinjaka fa i Rossy, mitondra koa ny anarana Paul-Bert Rahasimanana, azo lazaina fa isan'ny mpanao mozika Malagasy malaza indrindra, dia niverina any amin'ny tany niaviany, izay nilaozany ho any Frantsa taorian'ny fifidianana 2002 izay nisy fifandifirana nahery setra. Misy videon'ny hiran'i Rossy farany koa natorak'i Hari.

Jennifer Brea