Tantara tamin'ny 13 Septambra 2007
Madagasikara: Niverina i Rossy
Niverina i Rossy Manoratra i Harinjaka fa i Rossy, mitondra koa ny anarana Paul-Bert Rahasimanana, azo lazaina fa isan'ny mpanao mozika Malagasy malaza indrindra, dia niverina any amin'ny tany niaviany,...
Afrika: Ny mahasarotra an'ny resaka ONG
Manoratra momba ny Kamusi Project i Ethan : “Evidently, Kamusi has had a conflict with Yale, which hosted the project. According to the Kamusi website, the project “has been ordered...